Entry | 1 hanky va re |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 hanky, va, re |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky va re! mpirahalahy ianareo sy Rabe! |
Synonyms | 5 hanky |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |